plt_tn/ezk/36/19.md

736 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'Israely.

Naheliko teo amin'ireo firenena izy ireo; naparitaka nanerana ireo tany izy ireo

Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 12:14.

naparitaka nanerana ireo tany izy ireo

DH: "naparitako nanerana ireo tany izy ireo"

ireo fombany sy ireo asany

DH: "ireo zavatra izay vitan'izy ireo"

rehefa nilaza ny vahoaka hoe

"satria ny vahoaka hafa nilaza hoe"

ny taniny

Ity dia maneho ny tanin'Israely.

nanana fangoraham-po ho an'ny anarako masina Aho

"Nivaky loha ny amin'ny anarako masina Aho." DH: "tiako ho fantatry ny vahoaka fa masina Aho."

ny ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.