plt_tn/ezk/36/16.md

1.0 KiB

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

tamin'ireo fombany sy ireo asany

"tamin'ny alalan'ny fomba fiainan'izy ireo sy ireo zavatra nataon'izy ireo"

Ny fomban'izy ireo dia tahaka ny fahalotoan'ny fadimbolan'ny vehivavy eo anoloako

"ny fomban'izy ireo dia naharikoriko tamiko toy ny fadimbolan'ny vehivavy"

fadimbolan'ny vehivavy

ny rà izay mivoaka avy ao amin'ny vehivavy isam-bolana rehefa tsy mitondra vohoka izy

Koa nararako teo amin'izy ireo ny fahatezerako

"nanao zavatra tamin'izy ireo Aho izay nampiseho ny fahatezerako."

nohono'ny rà izay nalatsak'izy ireo teo amin'ny tany

DH: "satria nataon'izy ireo niraraka teo amin'ilay tany ny ràn'olona maro" na "satria namono olona maro izy ireo"

sy nohon'ny fandotoan'izy ireo izany tamin'ny alalan'ireo sampiny

"ary satria izy ireo nandoto ilay tany tamin'ny sampin'izy ireo"