plt_tn/ezk/35/12.md

387 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.

ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

efa nomena teo aminay mba ho arapaka izy ireo

DH: "ny tendrombohitr'Israely dia ho arapakay" na "eto izy ireo mba ho fehezinay" na "afaka maka izay rehetra tianay amin'izy ireo izahay"