plt_tn/ezk/35/07.md

899 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny hafatr'i Yaveh amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira.

rehefa hanala avy amin'izany izay rehetra mandalo eo sy miverina eo amin'izany Aho

Ireo mety ho heviny dia 1) "handrava na iza na iza miditra sy mivoaka amin'izany Aho" (UDB) na 2) "ho ataoko izany mba tsy hivezivezy eo amin'izany ny olona"

matin'ny sabatra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 31:17.

faharavana mandrakizay

"lo mandrakizay." Ity dia fanaomboana resaka mba hanamafisana ilay faharavana.

Tsy hisy mponina ireo tanànanareo

Mety ho fanatomboana resaka izany mba ho fanamafisana. DH: "tsy hipetraka ao amin'ireo tanànanareo ny vahoaka"

fa ho fantatrareo

Andriamanitra dia miresaka amin'ny vahoakan'ny Tendrombohitra Seira, fa tsy amin'ny tendrombohitra tokana.

ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.