plt_tn/ezk/34/25.md

886 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'Israely.

fanekem-pihavanana

"fanekena izay mitondra fihavanana"

ireo bibidia masiaka

Ireo da bibidia izay afaka mamono ny ondry sy ireo osy.

Izaho dia hitondra fitahiana amin'izy ireo sy amin'ireo toerana manodidina ny havoanako

Ireo dikateny amin'izao sasany dia mandika hoe "hamadika azy ireo sy ireo toerana manodidina ny havoanako ho fitahiana ihany koa Aho."

amin'ny andro voatondro

"amin'ny fotoana mety"

Ho oran'ny fitahiana izany

"homena ho fitahiana io orana io"

ny tany dia hanome alalana ny vokany

"hamokatra sahafo ny tany" DH: haniry eo amin'ny tany ny sakafo

Ho voaaro

"hilamina"

ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

hidin'ny ziogan'izy ireo

"hidy izay mampitambatra ny ziogan'izy ireo"