plt_tn/ezk/34/22.md

755 B

babo

"zavatra izay nangalarina." Ireo mpiandry ondry sy ireo bibidia dia nangalatra ny ondry sy osy tamin'ny ondry aman'osin'i Yaveh.

hitsara eo amin'ny ondry iray sy iray hafa Aho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ho mpitsara eo amin'ny ondry sy ondry Aho" tao amin'ny 34:17.

Hametraka mpiandry ondry iray eo amin'izy ireo Aho

"hanendry mpiandry ondry iray hiandraikitra ny ondriko sy ireo osiko Aho"

Davida mpanompoko

Yaveh niteny hoe "Davida" mba hanehoana ny taranak'i Davida. DH: "taranak'i Davida mpanompoko."

ho Andriamanitr'izy ireo

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 11:19.

ho andriana eo amin'izy ireo

"ho mpanapaka azy ireo"

Izaho, Yaveh, no efa nanambara izany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:15.