plt_tn/ezk/34/20.md

728 B

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. Fandikana hafa: "eny tokoa!"

izaho mihitsy

Ny teny hoe "mihitsy" dia manamafy fa Yaveh no hitsara.

hitsara eo amin'ireo ondry matavy sy ireo mahia

"haka antoka fa mifampitondra ara-drariny ny ondry sy ireo osy matavy ary ireo ondry sy osy mahia"

satria ianareo

Ny teny hoe "ianareo" dia maneho ny ondry sy osy izay tsy nitondra tsara an'ireo ondry sy osy hafa.

tamin'ny tehezanareo

"tamin'ny tehezam-batanareo"

notrongisinareo

Ireo mety ho heviny dia 1) "nanosika" na 2) "nanindrona" na "nandefona"

nandra-panaparitakareo azy ireo

"nampandeha azy ireo ho any amin'ny lalana samihafa"

nivoaky ny tany

"nivoaky ny tanin'Israely"