plt_tn/ezk/34/04.md

842 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo mpitarik'Israely.

manana aretina

Ireo mety ho heviny dia 1) "marary" na 2) "malemy"

manambatra

"tsy mamono lamba manodidina ny ratra sy ny taolana tapaka ianao"

izay voaroaka

"ny ondry izay nenjehana" na "ny ondry maleny izay nenjehan'ireo ondry matanjaka kokoa"

ny very

DH: "ny ondry na osy izay very" na "ireo izay nirenireny"

amin'ny alalan'ny hery sy herisetra

"an-katerena sy amin'ny fomba feno habibiana"

tsy nisy mpiandry

"satria izy ireo tsy nanana mpiandry." DH: "satria ianao tsy nanao izay tokony ataon'ny mpiandry ondry."

lasa sakafo ho an'ny bibidia eny an-tsaha

DH: "ireo bibidia rehetra dia afaka manafika sy mihinana azy ireo"

voaely nanerana ny tany izany

"naely nanerana ny tany rehetra ny ondirko"