plt_tn/ezk/33/05.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.

eo aminy ny ràny

DH: "ho fahadisoany ihany ny fahafatesany"

hahavonjy ny ainy

"hihazona ny ainy tsy ho amin'ny fahafatesana"

tamy ny sabatra

Ny teny hoe "sabatra" dia maneho ny tafika fahavalo.

tonga ny sabatra ka manala ain'olona

"tonga ny sabatra ary mamono na iza na iza"

matin'ny fahotany ihany izany olona izany

"izany olona izany dia maty nohon'ny fahotany manokana"