plt_tn/ezk/32/30.md

472 B

Ireo andriandahin'ny avaratra

"ireo andriandahy izay nanapaka firenena tany avaratra"

dia ao

"any amin'ny Fiainan-tsy hita"

nidina

"nidina any amin'ny Fiainan-tsy hita"

niaraka tamin'ireo izay efa voalefona

"niaraka tamin'ireo maty"

Mitondra ny fahafaham-barakany izy ireo, miaraka amin'ireo izay nidina tany an-davaka

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "mitondra ny fahafaham-barakany izy ireo, miaraka amin'ireo nidina tao an-davaka" tao amin'ny 32:24.