plt_tn/ezk/32/26.md

658 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela momban'ireo firenena any amin'ny Fiainan-tsy hita.

ireo vahoakany maro rehetra

Ireo mety ho heviny dia 1) "ny tafiny rehetra" na 2) "ny mpanompony rehetra"

Manodidina azy ireo ny fasany

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "manodidina azy ny fasany" tao amin'ny 32:22.

ireo helony eo amin'ny taolan'izy ireo

Tsy tahaka an'ireo tsy voafoara hafa, ny vahoaka Meseka sy Tobala dia nalevina araka ny tokony ho izy.

Fa izy ireo no mpampihorohoro ny mpiady tao amin'ny tanin'ny velona

"satria, fony izy ireo mbola velona, dia nampiraiki-tahotra mafy an'ireo mpiady izy ireo"