plt_tn/ezk/32/17.md

1.3 KiB

tamin'ny taona faharoa ambin'ny folo

Ireo mety ho heviny dia 1) Ity dia nitranga tany amin'ny taona faharoa ambin'ny folo taorian'ny nangalan'ireo Babyloniana an'ireo Israelita ho any Babylona na 2) ity dia nitranga tamin'ny taona faharoa ambin'ny folo taorian'ny nangalan'ireo Babyloniana an'i Joiakima ho any Babylona.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

mitomania ho an'ireo vahoka maron'i Egypta

"mitomania mafy ho an'ny tafik'i Egypta"

ampidino izy ireo—izy sy ireo zanaka vavin'ireo firenena lehibe

DH: "ampidino Egypta sy ireo zanaka vavin'ireo firenena lehibe"

ireo zanaka vavin'ireo firenena lehibe

Ireo mety ho heviny dia 1) "ny vahoakan'ireo firenena maro" na 2) "ireo firenena matanjaka hafa."

ny tany iva indrindra

"ho any amin'ireo toerana any ambanin'ny tany." Rehefa maty ny olona, dia napetraka ao amin'ny tany. Noho izany, ny hoe "ampidino izy ireo ... ho any amin'ny fanambanin'ny tany" dia midika hoe "vonoy izy ireo"

miaraka amin'ireo izay nidina ao an-davaka

"miaraka amin'ny hafa rehetra izay maty ary lasa ao amin'ny tany"

lavaka

ny "lavaka" dia maneho ny fasana. Ilay lavaka ao amin'ny tany izay idiran'ny olona rehefa maty izany.