plt_tn/ezk/32/13.md

800 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka.

ny biby fiompy rehetra

Ny biby fiompy dia biby izay azon'ny olona hohanina sy ho an'ny antony hafa. Ny omby vavy, ondry, ary osy dia biby fiompy avokoa.

avy eo akaikin'ireo rano be dia be

"avy eo amin'ireo toerana izay feno rano"

ny tongotry ny olona

"ny tongotry ny vahoaka"

Avy eo dia hampitony ireo ranony Aho

Ireo mety ho dikany dia 1) "hampitony ilay rano Aho" na 2) "ho ataoko mazava ilay rano." Rehefa tsy misy mampihetsiketsika ny rano, dia hitoetra any ambany ireo maloto ary lasa mazava ilay rano.

hampikoriana ireo oniny tahaka ny menaka

ny menaka dia mikoriana mora. DH: "hampandeha moramora ireo ony tahaka ny menaka"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.