plt_tn/ezk/32/09.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Farao.

hampihorohoro ny fon'ny vahoaka maro Aho

DH: "ho ataoko matahotra ny fon'ny vahoaka maro" na "ho ataoko raiki-tahotra ny vahoaka maro"

ao amin'ny tany izay tsy fantatrao

tena hampatahotra ny fomba hamotehan'i Yaveh an'i Egypta ka na ny olona ao amin'ireo tany izay tsy mbola fantatr'i Farao mihitsy aza ny momba azy dia handre ny momba izany.

rehefa mby hitondra fahalavoana ho anao eo amin'ireo firenana

DH: "rehefa mandre momban'ny fomba namotehako anao ny firenena"

Hanafintohina vahoaka maro mahakasika anao Aho

"hampihorohoro vahoaka maro noho izay mitranga aminao Aho"

hangovitra amim-boninahitra ny amin'ny momba anao ireo mpanjakan'izy ireo

DH: "hatahotra mafy momban'izay nitranga taminao ireo mpanjakan'izy ireo ka hangovitra izy ireo"

Hangovitra noho ianao amin'ny fotoana rehetra ny tsirairay

DH: "Ny tsirairay amin'izy ireo dia hangovitra hatrany nohon'ny tahotr'izy ireo"

amin'ny andron'ny faharavanao

DH: "rehefa mamotika anao Aho"