plt_tn/ezk/31/16.md

846 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.

rehefa natsipiko tany amin'ny fiainan-tsy hita izy

"rehefa natsipiko tany amin'ny Fiainan-tsy hita izany hazo izany." Ity fehezanteny ity dia midika hoe "rehefa novonoiko ilay sedera"

niaraka tamin'ireo izay nidina tany an-davaka

"niaraka tamin'ny olona rehetra izay maty sy nankao amin'ny tany"

tany amin'ny fanambanin'ny tany

"izay efa lalina ao ambanin'ny tany." Ity fehezanteny ity dia midika hoe "izay efa maty."

voafantina sy tsara indrindra an'i Libanona; dia ireo hazo izay nisotro ny rano

"ireo hazo tsara indrindra an'i Libanona izay tadiavin'ny olona; ireo hazo izay mahazo rano be" Izany dia ireo hazon'i Edena izay tao amin'ny fanambanin'ny tany.

voafantina

Izany dia zavatra izay tadiavin'ny olona rehetra satria tena tsara.