plt_tn/ezk/29/08.md

528 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Farao.

Indro!

DH: "Jereo!" na "Henoy!" na "Mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

sabatra hamely anao

Ny teny hoe "anao" dia maneho ny firenen'i Egypta. Ny firenena matetika dia heverina toy ny hoe vehivavy tokana izy ireo.

Manohitra anao

Ny teny hoe "anao" dia maneho an'i Farao.

avy any Migdola ka hatrany Syena

DH: "any Egypta iray manontolo" na "avy any amin'ny sisin'i Egypta hatrany amin'ny sisiny atsimon'i Egypta."