plt_tn/ezk/28/18.md

267 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanjakan'i Tyro.

hihorohoro izy ireo, ary tsy ho mandrakizay intsony ianao

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "lasa horohoro ianao, ary tsy hisy intsony" tao amin'ny 27:34.