plt_tn/ezk/27/34.md

16 lines
346 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro.
# Rikoriko taminao
"tafintohina sy natahotra tamin'izay nitranga taminao"
# Misioka anao
"misioka amin'ny alahelo ho anao." Ny misioka dia fomba hanehoana alahelo.
# lasa horohoro ianao
"lasa mampatahotra ny olona ny mireritreritra momba anao"