plt_tn/ezk/27/31.md

356 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro.

Hanaratra ny lohany ho sola

"hanaratra ny lohan'izy ireo mba tsy hisy volo izy ireo"

iza no mitovy amin'i Tyro

DH: "tsy misy tanàna hafa mitovy amin'i Tyro"

izay efa nentina ho amin'ny fahanginana

DH: "izay rava"

an-tanety

"teny amin'ny tany"