plt_tn/ezk/27/01.md

379 B

Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

izay monina anatin'ireo vavahadin'ny ranomasina

"izay mipetraka ao amin'ireo vavahadin'ny ranomasina." Ity fehezanteny ity dia midika hoe 1) "izay mipetraka eo amin'ny seranan-tsambon'ny ranomasina" na 2) "izay manapaka amin'ny seranan-tsambon'ny ranomasina."