plt_tn/ezk/26/09.md

275 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro.

hapetrany

hapetrak'i Nebokadnezara, ilay mpanjakan'i Babylona.

andry vy fandrodanany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1.

fitaovany

"ireo fitaovam-piadiany"