plt_tn/ezk/25/06.md

846 B

tamin'ny fanamavoana rehetra teo aminao hanoherana ny tanin'Israely

DH: "tamin'ny fankahalana rehetra tsapanao amin'ny olona izay mipetraka any Israely"

indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

Hamely anao amin'ny tanako Aho

DH: "hamely anao amin'ny tanako mahery Aho" na "hanasazy anao Aho"

ary hanolotra anao ho babon'ireo firenena

DH: "ary hahatonga ireo firenena ho avy sy haka ny zavatra rehetra hiala aminao Aho"

Ho fongorako tsy ho eo amin'ny vahoaka ianao ... haringako tsy ho eo amin'ireo firenena

Ireo fehezanteny ireo dia mitovy hevitra ary manamafy fa Yaveh dia handrava tanteraka ny vahoaka Amonita mba tsy ho firenena intsony izy ireo. DH: "ho potehiko tanteraka ianao mba tsy ho firenena intsony"

ho fantatrao fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.