plt_tn/ezk/25/01.md

431 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

atodiho amin'ny vahoaka Amonita ny tavanao

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1.

vahoaka Amonita

"ireo taranaka Amonita" na "ireo izay nipetraka tany amin'ny tany Amonita"

maminania manohitra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6.