plt_tn/ezk/24/19.md

455 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manontany an'i Ezekiela ny vahoakan'Israely ary Ezekiela milaza azy ireo izay nolazain'i Yaveh azy ireo.

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

ny reharehan'ny herinareo

DH: "ny rehareha amin'ny trano be izay nataonareo"

ny sitraky ny masonareo

DH: "ny trano be izay sitrakao ny mijery azy"

lavo amin'ny sabatra

DH: "maty any an'ady"