plt_tn/ezk/24/15.md

983 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

ny fanirian'ny masonao

Ity dia maneho ny vadin'i Ezekiela. Yaveh dia maneho an'i Ezekiela amin'ny ampahan'ny vatany izay ampiasainy hijerena ny vadiny.

aoka ianao tsy hisaona na hitomany, ary aoka tsy hikoriana ny ranomasonao

Ireo fehezanteny ireo dia manana dika mitovy ary manamafy fa Ezekiela dia tsy tokony hitomany ny amin'ny vadiny maty. DH: "tsy tokony haneho ny alahelonao ianao."

hamama

saron-doha vita amin'ny akanjo lava fonosina manodidina ny loha.

kapa

kiraro atao amin'ny tongotra misy tady manodidina ny lohalika.

aza saronana voaly ny volombavanao

Any Israely, ny olona dia manaratra ny volombavany mba hanehoana alahelo, avy eo dia manarona ny tavan'izy ireo mandra-panirin'ny volom-bavany indray. Yaveh dia niteny an'i Ezekiela mba tsy hanarona ny volom-bavany mba hampisehoana fa tsy nanaratra ny tavany mba hanehoana ny alahelony izy.