plt_tn/ezk/24/07.md

348 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema.

ràny ... eo anelanelany

Jerosalema no resahina eto, izay solon'ny vilany tena.

Napetrany teo ambony vatolampy malama

"napetrany teo ambony vatolampy ilay rà"

ho rakotry ny vovoka izany

"handrakotra izany amin'ny vovoka"