plt_tn/ezk/23/46.md

350 B

Hanangana vahoaka maro Aho

Ny hoe "hanangana" dia maneho ny fitombon'ny isan'ny olona. DH: "hanangona vondron'olona maro"

hanolotra azy ireo

Yaveh dia manolotra ny andrakitra hikarakara azy ireo sy hamela azy ireo hijaly amin'ny safidin'izy ireo.

ho ampihorohoroina sy robaina

DH: "ho ampihorohoroina sy robain'ireo vahoaka maro izy ireo"