plt_tn/ezk/23/43.md

225 B

tontan'ny fijangajangana

Ezekiela dia maneho an'i Ohola sy Oholiba amin'ny famaritana.

eo an-tanan'izy ireo ny rà

Ity fehezanteny ity dia mampiasa porofona herisetra mba hilazana fa meloka amin'ny herisetra izy ireo.