plt_tn/ezk/23/33.md

486 B

kapoaky ny horohoro sy fandravana

"kapoaka izay mahatonga horohoro sy fandravana." Ireo teny hoe "horohoro" sy "fandravana" dia mizara dika mitovy eto ary manamafy ny ho hamafin'ny saziny"

kapoakan'i Samaria rahavavinao

Ohola rahavavin'i Oholiba dia nisolo-tena an'i Samaria. Samaria dia natsoina tamin'ny anarany fa mbola maneho ny rahavaviny. Ny kapoaka dia famantarana ny sazy izay azony.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.