plt_tn/ezk/23/28.md

371 B

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana ny amin'izay manaraka. DH: "tokoa"

hitanjaka sy tsy mikapa

Ireo teny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy fa hitanjaka tanteraka izy.

ireo fitondran-tena mahamenatrao sy ny fijangajanganao

Ireo fehezanteny ireo dia samy mamaritra ny fivarotan-tenany ary manamafy ny haratsin'izany fitondratena izany.