plt_tn/ezk/23/26.md

561 B

tsy hampiandrandra ny masonao ianao

Ity dia fomba hanehoana olona iray manodina ny lohany mba hijery zavatra. DH: "tsy hijery ianao"

tsy hihevitra ny amin'i Egypta intsony

Ny hoe "hihevitra ny amin'i Egypta" dia maneho ny fijangajangana izay nianarany tany Egypta. Tsy hieritreritra ny momba azy ireo intsony izy satria nianatra izy fa izy ireo dia tsy hanome azy an'ireo zavatra tsara izay ananan'ireo Egyptiana, Babyloniana, ary ireo Asyriana. Fa kosa, ny fivarotan-tena dia nahatonga azy ho voasazy ary tsy te-hieritreritra ny hanao ireo intsony izy.