plt_tn/ezk/23/22.md

160 B

Indro

DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao."

Pekoda, Soa, ary Koa

Ireo dia anarana vondron'olona izay nipetraka tany Babylona.