plt_tn/ezk/23/16.md

8 lines
269 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy milaza amin'i Ezekiela ilay tantara momban'ny vadiny Oholiba mampirafy.
# nihodina niala teo amin'izy ireo tamin'ny rikoriko izy
DH: "Ny fihetsem-pony amin'izy ireo dia niova tamin'ny faniriana ho amin'ny rikoriko"