plt_tn/ezk/23/08.md

8 lines
368 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy milaza ny tantarany amin'i Ezekiela momban'ilay vadiny Ohola mampirafy.
# teo an-tanan'ireo malalany, teo an-tanan'ireo Asyriana
Ny teny hoe "tanana" dia maneho ny hery na fahefana. Ny fehezanteny faharoa dia manazava fa "ireo Asyriana" no "malalany." DH: "natolotro tamin'ireo malalany, tamin'ireo Asyriana izy."