plt_tn/ezk/22/06.md

20 lines
650 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka momban'ilay mpanapak'Israely ao Jerosalema.
# Indro!
DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao."
# tonga teo aminao ... teo afovoanao
Ny hoe "ianao" eto dia maneho an'i Jerosalema.
# mihinana eny an-tendrombohitra izy ireo
Eto ny hoe "tendrombohitra" dia maneho an'ireo alitara ireo sampy izay eny amin'ireo tendrombohitra. Mihinana hena izay natao sorona tamin'ireo sampy izy ireo mba hahazoana ny fitahian'ireo andriamanitra diso.
# Manatanteraka faharatsiana eo afovoanao izy ireo
Ity dia midika fa manao zavatra ratsy ao anatin'ny tanànan'i Jerosalema izy ireo.