plt_tn/ezk/21/25.md

485 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny mpanapaka an'Israely.

izay efa tonga ny andron'ny fanasaziana azy

Ity fehezanteny ity dia midika hoe "izay ho sazian'i Yaveh izao."

efa tapitra ny fotoana fanotàny

"amin'ny fotoana hampitsaharan'i Yaveh ny heloka"

hamama

sombin'akanjo tsara izay anaovan'ireo mpanjaka eo amin'ny lohan'izy ireo ho famantarana ny fahefany.

ahetreo ireo misandratra

"ary ataovy ambany izay misandratra"