plt_tn/ezk/20/40.md

828 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.

ny mitaky

"ny mandidy ny hitondrana"

ny voaloham-bokatry ny fokonareo

Eto ny hoe "voaloham-bokatra" dia mety midika hoe ireo zavatra tsara indrindra eo amin'ireo fanatitra rehetra atokana homena an'Andriamanitra.

zava-masinareo

"ireo fanatitra izay atokanareo homena Ahy"

mamoaka anareo avy eo amin'ny olona ary manangona anareo amin'ireo tanàna

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy fa Yaveh dia hitondra ny olony hiverina avy any amin'ireo firenena izay nanaparitahany azy ireo.

efa nanaparitahana anareo

DH: "nanaparitahako anareo"

Haneho ny tenako ho masina eo aminareo Aho mba ho hitan'ireo firenen

"hampiasa anareo Aho mba hanehoana amin'ireo firenena fa masina Aho"