plt_tn/ezk/20/30.md

398 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

mametraka ny zanakareo lahy anaty afo

ity dia midika hoe manao sorona zanaka amin'ireo sampy amin'ny fandoroana velona azy ireo.

Koa nahoana Aho no tokony hamela anareo hanontany Ahy, ry ankohonan'Israely?

DH: "Tsy manan-jo hanontany hafatra amiko ianareo, ry ankohonan'Israely."