plt_tn/ezk/20/27.md

278 B

Inona ity toerana avo izay hitondranareo fanatitra ity

DH: "tsy toerana avo izay tokony hitondranareo fanatitra ity!"

nantsoina hoe Bama ny anarany

DH: "nantsoin'ny olona hoe Bama izany toerana izany" Ny hoe "Bama" dia midika hoe "toerana avo," toerana fanompoan-tsampy.