plt_tn/ezk/20/18.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

Aza mandeha araka ny lalàn'ny ray aman-dreninareo

"Aza manao an'ireo zavatra izay asain'ny ray aman-dreninao ataonao"

aza mitandrina ny didiny

"aza mankato ny fitsipik'izy ireo"

tandremo ny didiko ary ankatoavy ireo

Ny "mitandrina" an'ireo didin'i Yaveh dia mitovy amin'ny "mankato ireo."

hahafantaranareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.