plt_tn/ezk/20/13.md

321 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

hararako ny fahatezerako

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 20:8.

niasa ho an'ny anarako Aho mba tsy ho zimbazimbaina eo imason'ireo firenena izany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 20:8.