plt_tn/ezk/20/08.md

680 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

nikomy tamiko izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia maneho an'ireo "taranaky ny ankohonan'i Jakoba."

tsy nety nihaino Ahy

"tsy hankato Ahy"

mba tsy ho voazimbazimba eo imason'ireo firenena izay nitoerany izany

Ity fehezanteny ity dia midika hoe "mba tsy hieritreritra ireo firenena hoe tsy masina ny anarako"

izay nitoerany

"izay nipetrahany"

Nampahafantariko teo imason'izy ireo ny tenako

"naseho an'ireo firenena hoe iza Aho"

teo imason'izy ireo

"amin'ny fomba hahitan'ireo firenena"

fitondrana azy ireo

"fitondrana ny olon'ny ankohonan'i Jakoba"