plt_tn/ezk/20/04.md

273 B

Hitsara azy ireo ve ianao? Hitsara ve ianao, ry zanak'olona

DH: "mitsara azy ireo ianao, ry zanak'olona"

Tondra-dronono sy tantely izany

"Tany izay feno ronono sy tantely mikoriana." DH: "tany tena mahavokatra" na "tany izay hitomboan'ny biby sy zava-maniry tsara."