plt_tn/ezk/18/31.md

327 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

anaovy fo vaovao sy fanahy vaovao ny tenanareo

DH: "ovay tanteraka ny aminareo"

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.