plt_tn/ezk/18/29.md

497 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy mampianatra ny vahoakan'Israely ny amin'ny antony maha-ara-drariny ny lalany.

Amin'ny fomba ahoana no tsy maha-ara-drariny ny lalako, ry ankohonan'Israely?

"azo antoka fa ara-drariny ny lalako, ry ankohonan'Israely."

ny lehilahy tsirairay eo aminareo araka ireo fombany

"ny asan'ny lehilahy tsirairay"

mba tsy ho vato misakana fahotana aminareo izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny fandikan-dalàna rehetran'ny vahoakan'Israely.