plt_tn/ezk/18/12.md

745 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'ilay zanaka mahery setra.

ny mahantra sy ny mila fanampina

Ireo teny hoe "mahantra" sy "mila fanampiana" dia manamafy fa ireo dia olona izay tsy afaka manampy ny tenan'izy ireo.

maka tombony be loatra

Ny teny hoe "tombony" dia maneho ny vola ampiana amin'ny trosa.

tombony

Ity teny ity dia maneho ny vola alona'ny olona iray mba hampiasana vola nindramina. Na izany aza, ny dikanteny vaovao sasany dia mandika ny "tombony" ao amin'ity andalana ity ho "tombony be loatra."

tokony ho velona ve izany olona izany?

"tsy tokony ho velona izany olona izany!"

ny ràny dia ho eo aminy

Ity fehezanteny ity dia midika fa tompon'andraikitra amin'ny fahafatesany izy.