plt_tn/ezk/18/05.md

370 B

tsy mihinana eo amin'ny tendrombohitra ... manandratra ny masony amin'ny sampin'ny

Ireo fehezanteny ireo dia maneho ny fanompoan-tsampy. Ny olona dia nihinana ny sakafo teny an-tendrombohitra toerana masina mba hanomezam-boninahitra an'ireo sampy. Ny fehezanteny hoe "manandratra ny masony" dia maneho ny fijerena any amin'ireo sampy ary manome voninahitra azy ireo.