plt_tn/ezk/17/17.md

745 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ilay mpanjakan'i Jerosalema.

tafiny mahery ary ireo fiangonan'ny olona maro ho amin'ny ady

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra ary manamafy ny halehibe sy tanjaky ny tafik'i Farao.

tsy hiaro azy

Eto ny teny hoe "azy" dia maneho ny mpanjakan'i Joda.

fahirano rindrina

Ity dia maneho tilikambo misy tohatra izay afaka apetraka eo akaikin'ny rindrina ary manome fahafahana an'ireo miaramila mba hita an'ilay rindrina sy ho ao amin'ilay tanàna.

Indro!

Ny hoe "indro" dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. DH: "tokoa."

naninjitra ny tanany hanao fampanantenana

Ity dia maneho ny fihazonana tanan'olona hafa ho famantarana ny finamanana sy fifanekena.