plt_tn/ezk/17/15.md

424 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ilay mpanjakan'i Jerosalema mikomy manohitra ny mpanjakan'i Babylona.

Hahomby ve izy?

DH: "azo antoka fa tsy hahomby izy"

Handositra ve izay manao ireo zavatra ireo?

DH: "tsy handositra ilay iray izay nanao an'ireo zavatra ireo!"

Raha mamadika ny fanekena izy, dia handositra ve?

DH: "Raha mamadika ny fanekana izy, dia azo antoka fa tsy handositra!"