plt_tn/ezk/17/11.md

12 lines
290 B
Markdown

# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# Hainareo ve ny dikan'ireo zavatra ireo?
DH: "tokony ho fantatrareo ny dikan'ireo zavatra ireo"
# indro!
"jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao manaraka!"